|
I. Ireo tompon’andraikitra tsara antonina eo anivon’ny Ministeran’ny Varotra
Ny Foibe-pitondrana misahana ny Famatsiana sy ny Fandrindrana ny Varotra (DRRM) no miandraikitra:
- ny fanaraha-maso ny famatsiana sy ny fitsinjarana ary ny famarotana ireo entana ilaina andavanandro
- ny fandrindrana ny asam-barotra sy ny fampanaraham-penitra ny tsena manerana ny Kaominina ary ny fanohanana ny fampiroboroboana ny varotra
Ny Foibe-pitondrana misahana ny Fifaninanana ara-barotra sy ny Fiarovana ny Mpanjifa (DCPC) no miandraikitra:
- ny fanaraha-maso ny entana amidy @ mpanjifa (lany daty, simba, tsy manara-penitra, …)
- ny fandrindrana ny fifaninanana mba ho tombotsoan’ny toe-karem-pirenena (fanjakana, mpandraharaha, mpanjifa)
Ny Foibe-pitondrana misahana ny Fampivoarana ny Fifanankalozana any Ivelany (DPEE) no miandraikitra:
- ny fampiroboroboana ny sehatra fanondranan’entana
- ny fampandrosoana ny “varo-draharaha”
Ny Foibe-pitondrana misahana ny Fifandraisana any Ivelany sy ny Fifanjifana Ara-Toe-karena (DRIIE) no miandraikitra:
- ny fanofanana ireo Teknisianina avy amin’ny sehatra ara-panjakana, sehatra tsy miankina ary ny fiaraha-monim-pirenena momba ny Fifandraisana Ara-barotra Ivelany amin’ny ankapobeny
- ny famolavolàna ireo didy aman-dalàna mifehy ny fifandraisana ara-barotra mba ahazoana tombotsoa bebe kokoa hampivoarana ny toe-karena
- ny fandraisana anjara amin’ireo fivoriana iraisam-pirenena mba ahazoana tombotsoa misimisy kokoa
- ny fifampiraharahana ara-barotra iraisam-pirenena
Ny Foibe-pitondram-paritra miandraikitra ny Varotra (DRC)
- Ny Sampan-draharaha misahana ny Fanohanana ny Varotra
- Ny Sampan-draharaha momba ny lanja sy refy
- ireo rantsa-mangaikan’ny Ministeran’ny Varotra (Organismes rattachés)
- CTPCI : Toeram-panofanana momba ny Teknika sy ny Varotra Ivelany (Centre des Techniques et Pratiques du Commerce International)
- CMCS : Ivotoerana Malagasy momba ny Fary sy Siramamy (Centre Malgache de la Canne et du Sucre)
- BNM : Biraon’ny Fenitra eto Madagasikara (Bureau des Normes de Madagascar)
- CCI : Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria (Chambres de Commerce et d’Industrie)
1. Ny tsara ho fantatra raha hanao ny asam-barotra
- Ireo antontan-taratasy ilaina:
- Karatra Fanamarinana ny Fandoavan-ketra na Hetra Tambatra (CIF na IS) - Nomerao Fanamarinana ny Fandoavan-ketra (NIF) - Karatra Statistika - Fisoratana ao amin’ny boki-panjakana (Registre du Commerce) - Fanamarinam-pisiana ( Certificat d’Existence) - CIPENS na Contrat de travail raha vahiny no mitantana ny orinasa - Sata nananganana ny orinasa (Statut de la Société)
- Ireo lalàna mifehy ny varotra
- Loi du 1er Août 1905 sur les fraudes et falsifications en matière de produits ou de services (Lalàna momba ny fanaovana hafetsifetsena sy hosoka amin’ny zavatra hamidy) ;
- Loi n° 97-024 du 31.07.97 relative à la normalisation et à la certification des produits (Lalàna momba ny fampanaraham-penitra ny zavatra hamidy) ;
- Loi n°2005-020 du 17.10.05 sur la Concurrence (Lalàna momba ny fifaninanana) ; - Loi n° 62006 du 06.06.62 fixant l’organisation et le contrôle de l’immigration (Lalàna momba ny lamina sy fanaraha-maso ny fidiran’ny vahiny) ;
- Décret n° 94-652 du 11.10.94 portant abrogation du Décret n°66-101 du 02.03.66 fixant les nouvelles modalités d’application de la Loi n° 66-006 du 06.06.62 (Didim-panjakana fampiharana ny lalàna momba ny lamina sy ny fanaraha-maso ny fidiran’ny vahiny) ; - Décret n° 2008-771 du 28.07.08 fixant les conditions d’application de la Loi n°2005-020 du 17.10.05 sur la Concurrence (Didim-panjakana fampiharana ny Lalàla mifehy ny fifaninana) ; - Décret n°65-046 du 06.02.65 concernant la collecte des produits locaux (Didim-panjakana momba ny fanangonam-bokatra) ;
- Arrêté n° 1950-ECO/PX du 06.08.63 relatif à la publicité des prix, à la délivrance des factures et à la tenue des registres ou carnets d’achats et de ventes par les acheteurs de produits locaux (Didim-pitondrana momba ny fametrahana vidin’entana, ny fanomezana faktiora ary ny firaketana amin’ny boky na karine ireo entana lafo na novidiana) ;
- Arrêté n°5912-MPCA/93 du 17.11.93 relatif aux obligations afférentes à la collecte des produits locaux sur toute l’étendue du territoire national (Didim-pitondrana momba ny tsy maintsy atao momba ny fanaovana fanangonam-bokatra) ;
- Arrêté n° 66-3516 du 29.10.66 portant réglementation de la délivrance de la Carte d’Identité Professionnelle des Etrangers Non Salariés (Didim-pitondrana momba ny tsy maintsy hananan’ny vahiny mpandraharaha ny karatra fanamarinana ny maha- pandraharaha tsy iankinana amin’ny hafa) ;
- Arrêté n° 14 394-2008 / MECI du 02.07.08 fixant le contrôle des fraudes et falsifications des produits (Didim-pitondrana mamepetra ny fanaraha-maso ny hafetsifetsena sy hosoka atao amin’ny entam-barotra) ;
- Arrêté interministériel n° 2767-78 du 13.06.78 (Didim-pitondrana iraisan’ny ministera).
- Ny lalàm-barotra tokony arahina
- Mpanafatra à Mpamongady àMpaninjara à Mpihinana - Mpanangom-bokatra à Mpamongady àMpaninjara à Mpihinana
2. Vaovao sy hetsika mifandraika amin’ny Varotra
- Fisokafan’ny tsenan’ny Lavanila taona 2010:
- Manomboka ny 15 Jiona 2010 ho an’ny Faritra amoron-tsiraka - Ny 08 Aogositra 2010 kosa ho an’ny Faritra be havoana - Ny Lavanila maintso dia noferana ho 5.000 Ariary ny Kilao - Ny Lavanila tsy voafantina dia 40.000 Ariary ny Kilao
3. Fifandraisana
- Ny Foibe-pitondrana misahana ny Famatsiana sy ny Fandrindrana ny Varotra (DRRM):
- Tél: 034 05 513 30
- Mailaka:
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
- Ny Foibe-pitondrana misahana ny Fifaninanana ara-barotra sy ny Fiarovana ny Mpanjifa (DCPC):
- Tél: 034 05 513 40
- Mailaka:
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
- Ny Foibe-pitondrana misahana ny Fampivoarana ny Fifanankalozana any Ivelany (DPEE)
- Tél: 034 05 513 80
- Mailaka:
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
- Ny Foibe-pitondrana misahana ny Fifandraisana any Ivelany sy ny Fifanjifana Ara-Toe-karena (DRIIE)
- Tél: 034 05 513 90
- Mailaka:
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
- Ireo Foibe-pitondram-paritra miandraikitra ny Varotra (DRC)
|
DRC
|
LAHARAM-PIFANDRAISANA
|
MAILAKA
|
|
Androy
|
033 08 656 53
034 05 533 08
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Betsiboka
|
034 05 533 09
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Amoron’i Mania
|
034 05 533 10
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Analanjirofo
|
034 05 533 11
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Vatovavy Fitovinany
|
034 05 533 12
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Melaky
|
034 05 533 13
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Menabe
|
034 05 533 14
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Vakinankaratra
|
034 05 533 15
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Boeny
|
034 05 533 19
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Atsinanana
|
032 02 126 19
034 05 533 20
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Itasy
|
034 05 533 21
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Sava
|
034 05 533 22
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Atsimo Andrefana
|
034 05 533 23
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Diana
|
034 05 533 24
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Ihorombe
|
034 05 533 25

Analamanga
|
034 05 533 26
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Bongolava
|
034 05 533 27
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Sofia
|
034 05 533 28

Alaotra Mangoro
|
034 05 533 29
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Haute Matsiatra
|
034 05 533 37
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Anosy
|
033 04 953 88
032 54 012 59
034 05 533 17
|
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
|
|
Atsimo Atsinanana
|
034 04 315 59
033 19 737 41
032 40 474 31