Ce mardi 15 mai 2012, au Ministère du Commerce, a eu lieu une Conférence de Presse conjointe (MINCOM-FCCIM-CCI TANA) pour une large diffusion de l’arrêté n°7330/2012/MINCOM du 18 avril 2012, portant mise en place des Comités ad hoc chargés des élections des membres titulaires des CCI. Cette conférence avait également pour objectif de présenter le calendrier à suivre pour le bon déroulement de l’organisation des élections des membres titulaires des CCI.
Grande Braderie - Fiarakodia vaovao no loka amin'ny Tombola PDF Imprimer Envoyer

Hanomboka ny 16 ary tsy hifarana raha tsy ny 20 desambra ho avy izao ny andiany farany amin'ity taona ity ny hetsika Grande Braderie, izay karakarain'ny orinasa Madavision sy ny Telma mpanohana ofisialy etsy amin 'ny lapan'ny fanatanjahan-tena sy ny kolotsaina Mahamasina.

 

Nisy ny fihaonana teo amin'ireo mpandraharaha mpandray anjara amin'ny hetsika, izay nampitondraina ny loha-hevitra “Spécial Noël” sy ny orinasa Madavision teny amin'ny Galerie Smart Tanjombato omaly. Tsy maintsy mampihantra ny fihenam-bidy 15 isan-jato tahaka ny mahazatra ny hetsika ny mpandray anjara rehetra ary tsy ferana ny ambonin 'izany.

 

Hampiavaka ny hetsika amin'ity andiany farany ity ny fisian'ny trano heva natokana ho an'ny kilalao sy ny fanomezana isan-karazany ary ny Tombola goavambe atolotry ny mpikarakara, izay ahazoana fiarakodia vaovao sy loka maro isan-karazana; “Ecran plat” sy “Ordinateur” raitra.

Noho ny fangatahan'ny maro dia nambitomboina ny “Animation" mandritra ny dimy andro eny an-toerana, izay ahitana “Espace enfant, Discothèque, Karaoké...” Dadabe Noely hizara vatomamy.

 

Amin'ity andiany farany ity hoy ny tompon'andraikitra eo anivon'ny ori­nasa Madavision dia nitombo ny “partenaire”, izay ahitana ny “Salone, Sirop Baobab, New Styk, Smile box, Anti-transparant...”

Mahatratra 250 ny mpandray anjara ary 300 ny isan'ny tranoeva (stand) mandritra ny hetsika ao anatin'ny dimy andro, izay ny zandary sy ny polisy ary sivily maro no miantoka ny fandriam-pahalemana eny an-toerana. Hisokatra amin'ny valo ora ny vavahady ary tsy hifarana raha tsy amin'ny fito ora hariva ny fiantsenana.

 

Source: La Gazette de la Grande Île du mardi 13 décembre 2011, n°2650

 

Articles en rapport

 
mai 2012
lmmjvsd
123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031
Contact du Ministère du Commerce - "Opération Vary Mora": 033 80 218 82/ 034 84 976 47/ 032 45 957 84

Constitution de la Quatrième République


Lalànampanorenana ho an'ny Repoblika Faha-efatra

 

 

Les opérateurs de téléphonies mobiles à Madagascar


 

Chambre de Commerce et d'Industrie d'Antananarivo